|
|
|
|

Teny iditra1 petaka orona
Singan-teny  2petaka, 3orona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza olona izay fisaka mila hitovy tantana amin' ny tarehiny ny haavon' ny orony. [1.1]
Voambolana  6 Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12